miverina kely indray ela ela izay
fanaina | 07 Febroary, 2007 18:28
vehivavy fiangotiana
mamy sady fitosiana
tsotra,manam-po malemy,
io no antsoina hoe: i Neny.
Fony izaho mena vava,
Tsy nahay niteny dada,
Dia i neny no nitahy,
Nampisava ny ahiahy.
Fony tsy nahay nisotro
Dia i neny no nitrotro
Nampinono sy nibaby
Izany no isaorako azy.
Teliko sy tena nmamy
Ny soa rehetra sesilany
Taminao ry neny tiana
Loharano niaviana.
Zao no teniko aminao
Ory neny tsy andao
Dia misaotra anao tokoa
Nanabe sy nanasoa.
Tsy mba izay volamena
No hatolotra, homena
Fa fitiavana madio
No atolotro anio.
Tsy ho hadinoina
Ny asa vitanao, ry neny.
Tsy mba haiko hovonoina
Ato am-poko izy ireny.
moi
fanaina | 07 Febroary, 2007 18:26
ela ela kely indray vao mandalo hoe!!!
NAHOANA?
Nahoana ny velona no miavonavona,
kanefa ny ampitso dia lasa ho zavona;
Vola sy harena ho lo no ananana
Ka hanamavomavoina ny fihavanana?
Nahoana ny maro no mitonatonana,
Fahaizana kely dia ifokafokana,
Raha vao mandingana irony tokonana
Dia efa mihevitra ho eny am-bovonana?
Nahoana raha sendra ingain'ny vintana,
No mihevi-tena ho eny amin'ny kintana;
Kanefa dia vovoka no niandohana,
Ary vovoka koa no mbola hiafarana!!
ik
fanaina | 14 Martsa, 2006 13:14
2100
fanaina | 14 Martsa, 2006 12:08
fanja
fanaina | 14 Martsa, 2006 12:05
1212
fanaina | 14 Martsa, 2006 12:00
;)
fanaina | 14 Martsa, 2006 11:59
fanaina
fanaina | 14 Martsa, 2006 11:59
mijery mihorirana.
fanaina | 14 Martsa, 2006 11:30
fijery mihorirana somary mitongilana, amin'ny izay tsy manahirana.
j'aime le sport
fanaina | 14 Martsa, 2006 11:28
izy dia makafy na dia be aza ny tsy tia!!
izaho indray dia makafy anao, indrindra raha mifankahazo aminko ianao.
fanaina
fanaina | 14 Martsa, 2006 11:20
raha mbola namako ianao tsy maintsy ho tiaviko!!!
Tonga soa fanaina!
fanaina | 07 Martsa, 2006 05:49
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny
Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity.
Misaotra anao mampiasa ny Blaogy.